|
|
|
|

Teny iditra1 votsa saina
Singan-teny  2votsa, 3saina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ela vao mahatakatra ny teny voalaza, na tsy ampiampy fiheverana loatra; ela vao mahazo izay lazaina na vao mahay izay ianarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6dull-witted. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qui a l'esprit lent, qui saisit difficilement. [1.3]
8bête, stupide. [1.8]
Ohatra  9 Zaza taizan-drenibe : voky hanina fa votsa saina. [2.558]
Tovy hevitra  10donto saina
Tohi-kevitra  11malady saina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02